|
|
|
|

Teny iditra1 miandry kendry tohina
Singan-teny  2miandry, 3kendry, 4tohina
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy. [1.1]
Tovy hevitra  7miandry vava latsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11